Sport

Rugby Amboaran’ny Fifankatiavana Lasan’ny CPI Isotry ny omby mifahy


  • Talata 25 Septambra 2018

Lasan’ny fileovana CPI Isotry ny omby mifahy natao amboara teo amin’ny lalao rugby niadiana ny amboaran’ny Fifankatiavana nokarakarain’ny seksion’ny

 

 

 

rugby any Vakiniadiana izay notontosaina teny amin’ny kianjan’i Malacam Antanimena tamin’ny sabotsy 22 septambra lasa teo. Resin-dry zareo tamin’ny isa 16-13 ny RCL Anosibe teo amin’ny famaranana elite 2. Toy izao kosa ny vokatr’ireo lalao 1/2-dalana D-1 elite 2 azo tamin’io andro io :

Black Rose Antohomadinika – Rcam Antanimena (08-06)

3Fa Ankasina – Tami Itaosy (09-10)

Cobra Ankasina – Tfma Ankasina (05-06)

Asca Andravoahany – Jiad Anjezika (10-00)

Marihana fa amin’ny sabotsy 07 oktobra ho avy izao no hanatanterahana ny lalao famaranana amin’ireo lalao ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT