- Alatsinainy 10 Septambra 2018
Sport.Mahamasina Dia ho matimaty foana ve ?
Nampivarahontsana ny nahita an’ireo Malagasy mpiray tanindrazana namoy ny ainy sy ny naratra vokatry ny fifanosehana hiditra ny kianjaben’i Mahamasina
Hamaky ny tohinyNampivarahontsana ny nahita an’ireo Malagasy mpiray tanindrazana namoy ny ainy sy ny naratra vokatry ny fifanosehana hiditra ny kianjaben’i Mahamasina
Hamaky ny tohinyRaha ara-taratasy dia resy tsy miady ny Barea. Laharana voalohany aty Afrika ny Senegaley ary nahavita dingana avo tamin’ny Mondial 2018 tany Rosia farany,
Hamaky ny tohinyTsapa tamin’ny fanatrehana ny lalao baolina kitra nihaonan’ny Barean’i Madagasikara sy ry zareo Senegaley omaly alahady 9 septambra fa efa tsy antonona ny mpitia baolina kitra Malagasy
Hamaky ny tohinyManoloana ny loza niseho omaly alahady 9 septambra maraina teo Mahamasina izay namoizana ain’olona iray sy naharatrana am-polony maro, dia namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.
Hamaky ny tohinyNiainga avy amin’ny fitarainan’ny klioba FCV Vakinankaratra mikasika ny zava-niseho tamin’ny lalao Poule des As nihaonan’ny Fosa Junior Boeny sy ny FCV Vakinankaratra tamin’ny 2 septambra teo tany Mahajanga ka naharesy an’ity farany 3-0 be izao rehefa
Hamaky ny tohinyMiandrandra sy maniry fatratra fandresena mazava ho an’ny Barean’i Madagasikara hatrany amin’ny 3-0 manoloana an-dry zareo senegaley
Hamaky ny tohiny