- Sabotsy 15 Septambra 2018
Sport.Kitra -FUTSAL karakarain’ny CUA Hifandona amin’ny Polisy ny Boriboritany voalohany
Ny zoma 21 septambra ho avy izao no hotontosaina ao amin’ny kianja Mitafon’i Mahamasina ny famaranana ny lalao foot à 7 fantatra amin’ny anarana hoe FUTSAL,
Hamaky ny tohiny