Sport

Jean Ignace Randrianirina (Ramasy) “Mampanahy ny ho avin’ny kitra Malagasy”


  • Talata 02 Oktobra 2018

Miisa 9 ireo maniry ho filoha vaovaon’ny federasionin’ny baolina kitra Malagasy na ny FMF amin’izao fotoana, hoy ny filohan’ny fikambanana K2HB, Jean Ignace Randrianirina na Ramasy.

 

 

 

Izahay efa nanambara foana, hoy izy, fa tsy mety ny hanaovana fifidianana an-tenantenana fotoam-piasana toy izao satria tsy manaraka ny tetiandro olimpika. Amin’ny taona 2020 no mety. Ireo kandida ireo samy mihevitra azy ho zanaky ny filohan’ny kaonfederasionina afrikanina na ny CAF, Ahmad Ahmad, daholo. Nanantena fa ho arovany kanjo io ary fa nilatsaka ny sazy, hoy ny tenany. Ny komity mpikarakara fifidianana lazaina fa niova ny olona kanefa ny fomba fanao amin’ny fikarakarana toy ny hatramin’izay ihany. Ireo samy milaza azy ho zanak’i Dada ireo (TTF: zanak’i Ahmad) ary, hoy izy, ahoana raha tsy lany? Mampanahy, hoy ny tenany, ny ho avin’ny kitra Malagasy.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT