- Alakamisy 20 Septambra 2018
Sport.Fantanjahantena an-tsekoly 2018 Efa vonona ny rehetra ho any Toliara
Ho tanterahina any Toliara renivohitr’Atsimo Andrefana manomboka ny 28 septambra ka hatramin’ny 07 oktobra 2018 ho avy izao ny fiadiana ny andiany faha-2 amin’ny “Championnats nationaux du sport scolaire 2018”
Hamaky ny tohiny