- Sabotsy 27 Oktobra 2018
Sport.Basket 3 x 3 Afrique Naseho omaly tetsy Mahamasina izy 5 mirahalahy
Nasehoan’ny Federasiona Malagasin’ny taranja basikety baolina tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly zoma 26 oktobra ireo mpilalao 5 mirahalahy amin’ny 6 handrafitra ny ekipa nasionaly Malagasy basket 3 x 3
Hamaky ny tohiny