Basikety Amboaran’i Afrika vehivavy 2018 Tafakatra amin’ny 1

4-dalana ny Mb2All Malagasy


  • Alakamisy 22 Novambra 2018

Tafakatra hiatrika ny lalao 1/4-dalana amin’ny lalao basikety fiadiana ny amboaran’i Afrika eo amin’ireo ekipa tompondaka taona 2018 ny ekipa Malagasin’ny Mb2All rehefa nandresy ny Lakers Zimbabwe

 

 

tamin’ny isa 58-48, omaly alarobia 21 novambra 2018 teo amin’ny andro faha-5 farany tamin’ny fifaninanam-bondrona ka tafiditra ho laharana faha-4 tao amin’ny vondrona B nisy azy nanana isa 5. Ny ekipan’ny Interclube avy any Angola voalohany ao amin’ny vondrona A no hikatroka aminy rahampitso zoma 23 novambra eo amin’izay 1/4-dalana izay. Anio alakamisy 22 novambra dia miala sasatra kely ireo ekipa mbola hanohy ny fifaninanana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT