Sport

SBBA Mitohy ny fifanintsanana Basikety Be


  • Alakamisy 22 Novambra 2018

Mitohy hatrany eny amin’ny kianja Esca Para Ivato sy eny amin’ny kianja 1er Rfi eny Ivato ihany koa ny fifanintsanana lalao basikety “Basikety Be” karakarain’ny SBBA “Seksion’ny Basikety Baolina eny Ambohidratrimo”.

 

 

 

Vokatra azo teo amin’ny andro faha-5, sabotsy 17 sy alahady 18 novambra 2018 lasa teo :

Vétéran D :  Team Playliste – Bcm (46-18)  ; Fantastic –Bc Aka (49-57)  ; Asf – Bcm (40-62)

Sénior D : Fantastic – Jeune Ecar (20-00)  ; Bcr – Aca (37-44)  ; Nomena Bb – Bts (20-00) ;  Rindra – Dbc (48-62) ; Flm Ivato –Fantastic (20-00)

U 14 F : Bfft –Asf (04-50)  ; Aca – Lucadro (11-23)  ;  Lucadro – Cosbaimi (13-37) ;  Bcr – Aca (12-26)   ;   

 

 

 

 

 

 

 

 

U 14 G : Bfft –Dbc (27-35)   ;   Dtsc 1 – Fandrefiala (43-38)  ;  Nbe – Cosbaimi (00-20)  ;  Dtsc 2 – Cosbaimi (40-52)

U 12 F : Bfft –Lucadro (24-30)   ;  Bfft – Bcr (24-07)

U 12 G : Asf (14-43)   ;  Cosbaimi – Bcr (35-20)  ;   Cosbaimi – Fandrefia-la- (27-41)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

                     

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT