- Talata 11 Septambra 2018
Sport.Savorovoro teny Mahamasina Nanaiky ny FMF fa nisy lesoka ny fikarakarana
Nanambara ny filohan’ny Federasiona Malagasin’ny baolina kitra (FMF), Andriamiasasoa Doda fa izay tokony ho zakan’ny kianjaben’i Mahamasina ihany ny tapakila natonta tamin’iny fifaninanana baolina kitra nifanandrinan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Liona sonegaley tamin’ny alahady farany teo iny.
Hamaky ny tohiny
