• Zoma 19 Oktobra 2018
Sport.Basikety Tompondaka nasionaly N1 A Ny Cosfa sy ny As Victoire no hisantatra azy anio

Ny ekipan’ny Cosfa Analamanga sy ny As Victoire Boeny ao amin’ny vondrona B lehilahy no hisantatra ny fifanintsanana dingana faha-2 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja basikety sokajy N1 A lahy sy vavy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Sport.Kitra vehivavy sokajy U 16 Ny Maitsovolo sy Fc Prescoi no hanao famaranana

Ny ekipa zatovovavin’ny Maitsovolo avy any Matsiatra Ambony sy ny Fc Prescoi avy any Vakinankaratra no tafita hiatrika ny lalao famaranan’ny Tournoi National ny baolina kitra vehivavy tontosaina eny amin’ny kianjan’i Carion ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Sport.Kitra vehivavy sokajy U 16 Hafana ny manasa-dalana eny Carion anio

Hafanafana ara-bakiteny ireo lalao manasa-dalana roa amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Sport.Fikambanana Ahmadiyya eto Madagasikara Nahatontosa ny Convention annuelle 2018

Nahatanteraka ny fivoriana « Convention annuelle » fanao isan-taona tetsy amin’ny fokontanin’Anatihazo misy ny trano fivavahany « mosquée » eto Antananarivo ny Fikambanana Miziolimana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Sport.Karate Analamanga Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra

Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra izay nahazo medaly volamena 10 tamin’ny ankapobeny ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Sport.Rivo Rakotovao teny Vontovorona Nosiatsiahan’ny mpankafy ny Barea

Nitodika tetsy amin’ny Kianjan’i Vontovorona ny saina sy mason’ny maro omaly noho ilay lalao goavana natrehan’ny Barean’i Madagasikara, ekipam-pirenena Malagasy,

Hamaky ny tohiny
FTT