- Alakamisy 08 Novambra 2018
Sport.3FAI Rugby Diviziona 1 Hilalao any Vakinankaratra amin’ny taom-pilalaovana izao
Mieritreritra ny handeha alavitra ny fileovana rugby 3FAI Ambalavao Isotry tantanan-dRtoa Rakotonirina Raissa ankehitriny ka nanapa-kevitra fa hampilalao ny sokajy D-1 ao aminy any amin’ny Ligin’ny rugby any Vakinankaratra amin’ity taom-pilalaovana vaovao 2018-2019 ity, hoy ny Sekretera Jeneraliny Rakotonirina Alain,
Hamaky ny tohiny