- Alarobia 31 Oktobra 2018
Sport.Fifidianana filohan’ny FMF Any Sambava no fotoana amin’ny 3 novambra
Fantatra ankehitriny fa any Sambava Faritra SAVA no hanatanterahana ny fifidianana ho filohan’ny FMF “Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy” amin’ny sabotsy 3 novambra 2018 ho avy izao.
Hamaky ny tohiny