Sport

Rugby Tournoi Firaisankina Afa bela ny Cheminots Besetroka


  • Talata 20 Novambra 2018

Afa-bela tamin’ny Matadorea Anosipatrana ny Cheminots Besetroka, tamin’ny alahady 18 novambra 2018 tamin’ny lalao famaranana rugby “Tournoi

 

 

 

Firaisankina” notontosaina tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena, ka nandrombaka ny vola natao solona omby natolotra ny mpandresy tamin’io famaranana teo ambany fiahian’Analamanga rugby io. Teo amin’ny lalao famaranana sokajy D-1 kosa dia norombahin’ny Rcam Antanimena ny omby natao amboara nanoloana ny ekipan’ny Bcm Mahazo.

Ireo voka-dalao rehetra azo tetsy Antanimena tamin’io alahady io :

Ankatoky ny famaranana D-1 : Rcac Andranomanalina 12 - 8 XV Banane 67 ha

Famaranana ady omby D-1 : Rcam Antanimena 24–22 Bcm Mahazo

Lalao sokajy D-1 : Tfa Anatihazo 20–7 XV Sega ; Rosa Club Antohomadinika 17–14  3Fai Ambalavao Isotry

Sokajy D-1 niadiana amboara  lehibe : Cpi Isotry 12-10 Espoir Tsiadana

Famaranana Ala Vela Tournoi Firaisankina :

Uasc Cheminots 20-18 Matadorea Anosipatrana

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT