Sport

Hand-ball CCOI 2018 Hanomboka anio eto amintsika


  • Sabotsy 24 Novambra 2018

Hanomboka anio sabotsy 24 novambra 2018 etsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fifaninanana Hand-ball CCOI

 

“Coupe des clubs champions de l'Océan Indien” karakarain’ny AHBOI “Association Hand-ball Océan Indien” tarihan’ilay Mahorais  filohany Hairoudine Anzizi voafidy tany Maurice tamin’ny taona 2017 ka tsy hifarana raha tsy amin’ny sabotsy 01 desambra 2018 ho avy izao. Nosy 5 amin’ny ireo 7 mpikambana (Maurice, La Réunion, Seychelles, Maldives, Comores, Mayotte  ary Madagasikara) no nahatonga solontena.

Sokajy vehivavy : Jsb , Cap Sister, Boueni (Mauotte), Tamponnaise (La Réunion), Thbc sy As Tsiky  (Madagascar)

Sokajy lehilahy : Durantha (Seychelles), St Pierre (La Réunion), Château  Morange (La Réunion), Asc Tsingon (mayotte), Vacoas (Maurice), Cosfa sy As St Michel  (Madagascar)

Fandaharan-dalao anio sabotsy 24 novambra :

12:00-St Pierre (La Réunion) # Vacoas (Maurice)

13:30-Assm  (Madagascar) # Durantha (Seychelles)

15:00-Ouverture officielle

16:30-Cosfa (Madagascar) # Château Morange (La Réunion)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT