Sport

CCOI Hand-ball 2018 Nibata fandresena avokoa ireo solontena Malagasy


  • Alatsinainy 26 Novambra 2018

Nanomboka tamin’ny sabotsy 24 novambra 2018 tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fifaninanana CCOI « Fiadiana ny ho tompondakan’ny Ranomasimbe Indiana 2018 » taranja Hand-ball lahy sy vavy.

 

Lalao roa no natao nialoha ny fanokafana ofisialy ny hetsika izay nisongadinan’ny filaharan’ireo mpandray anjara rehetra Fidèle Razafintsalama ary nandefa hafatra fohy ihany koa ho an’ireo mpilalao ny hampisehoany lalao mendrika ny filohan’ny AHBOI mpikarakara, I Hairoudine Anzizi, dia somary lavalava ihany y teniny ka nahafanina « hotesse » iray ary voatery nanaovan’ny mpanotrona siotsioka aza ny  lahateny nataon’ny senatera iray nisolotena ny fitondram-panakana Malagasy. Anio alatsinainy ny andro faha-2 amin’ny fifaninanana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT