Sport

Basket Tompondakan’i Afrika Laharana faha-8 ny Mb2All Madagasikara


  • Alatsinainy 26 Novambra 2018

Faha-8 ny laharana azon’ny Mb2All Madagasikara tamin’ity

 

 

 

 fifaninanana ity rehefa lavon’ny KPA Kenya (52-49) omaly alahady 25 novambra teo amin’ny lalao fiadian-toerana faha-7 sy faha-8/

1er QT: 12-6

2e QT: 7-18

3e QT: 20-15

4e QT: 10-13

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT