• Talata 13 Novambra 2018
Sport.Badminton Malagasy Nifarana ny fiofanana mpanazatra « niveau I » andiany faha-2

Nifarana omaly alatsinainy tetsy amin’ny “petite salle” ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny fanaovan’izy 7

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Sport.Ligin’ny Rugby eto Analamanga Naato 5 minitra noho ny orana ny lalaon’i Matadore A sy XV Family

Nosokafana omaly alahady 11 novambra tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena ny taom-pilalaovana 2018-2019 ho an’ny ligin’ny rugby eto Analamanga tarihan-dRavelojaona La Pie.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Sport.ASIEF Hikarakara Jeux Corporatifs ihany koa

Taorian’ny fahombiazana azony tamin’ny fikarakarana ny hetsika nasionaly tany Toamasina tamin’ny volana septambra/oktobra 2018

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Sport.Afrobasket 3x3 Lomé Togo 2018 Côte d’Ivoire lehilahy sy Mali vehivavy no tompondaka

Nikatona omaly alahady 11 novambra tany amin’ny kianja Omnisport Eyadema any Lomé Togo ny Afrobasket 2018. Voailik’i Rdc 16- 9 teo amin’ny lalao 1/4-

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Sport.Basket 3 x 3 Malagasy Nandalo tao Nairobi Kenya

Ny zoma 2 novambra lasa teo no niala teto an-tanindrazana ny delgasionina Malagasin’ny taranja basikety 3 x 3 hiatrika ny Afrobasket 3 x 3 2018 any Lomé Togo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Sport.Ligin’ny Rugby Analamanga Mihamatotra ny fiaraha-miasa amin’ny Madagasikara Tafaray

Efa naharitra an-taonany maro ny fiaraha-miasan’ny ligin’ny taranja rugby à XV eto Analamanga tarihan-dRavelojaona Andry « La Pie » fa

Hamaky ny tohiny
FTT