- Zoma 07 Desambra 2018
Sport.Beach Soccer Afrika 2018 Hanainga anio ny delegasiona Malagasy
Rehefa nahazo tsodranon-draiamandreny nomen’ny mpikambana ao amin’ny Comité de normalisation teny Isoraka omaly alakamisy 06 desambra 2018 ny ekipam-pirenena Malagasin’ny taranja Beach Soccer dia hanainga anio
Hamaky ny tohiny