Sport

Festival Allée des baobab andiany faharoa Nampientanentana ny tanànan’i Morondava


  • Talata 27 Novambra 2018

Tontosa ry nifarana tamin’ny alahady 25 novambra 2018 teo, tany Morondava, raha nanomboka tamin’ny 17 novambra teo ny andiany faharoa tamin’ny hetsika « Festival Allée des baobabs »

 

 

 

nokarakarain’ny fikambanana Tafaray notohanan’ny Rlm Communication nahitana ny hetsika ara-jazavakanto sy ny  fifaninanana ara-panatanjahantena toy ny Basikety sy Beach Volley ary ny Beach Rugby.

Vokatra rehetra azo teo amin’ny fanatanjahantena :

BASIKETY

N1 A lehilahy : Cospn Analamanga 73 – 71 Mb2All Analamanga (taorian’ny fanalavam-potoana)

N1 A vehivavy : Jcba Analamanga 63 – 52 Coup de Pouce Boeny

Vétéran lehilahy : Bbcm Analamanga 42 – 37 Ekipa voafantin’i Morondava

BEACH VOLLEY :

Vbcd Analamanga 2 set – 0 set Ekipa voafantin’Analamanga

Nahazo ny amboaran’ny U 18 koa ny Vbcd Analamanga

BEACH SOCCER :

Gasikara Beach 2 – 1 Ekipa voafantin’i Morondava

BEACH RUGBY :

Tfma Ankasina 9 – 8 Tam Anosibe (Taorian’ny fanalavam-potoana)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT