- Talata 11 Desambra 2018
Sport.Jeux Corporatifs Asief andiany 1 Nanjakan’ny mpilalaon’ny MDN tanteraka
Tontosa ny sabotsy 8 sy alahady 9 desambra 2018 teto Antananarivo ny lalao « Jeux Corporatifs Asief/3fb Fahasalamana andiany 1 » izay natao indrindra hampirisihana ny mpiasam-panjakana sy mpiasan’ny tsy miankina (Jirama no namaly ny antso teto) hampiasa vatana mba hananana vatana salama hiatrehana tsara ny asa,
Hamaky ny tohiny