Sport

Beach Soccer Afrique 2018 Nandresy an’i Côte d’Ivoire i Madagascar


  • Alatsinainy 10 Desambra 2018

Raha nanamontsana an’i Maroc 6-1 tamin’ny sabotsy 8 desambra teo ny ekipam-pirenena avy any Egypte ao amin’ny vondrona A

 amin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2018 eo amin’ny taranja Beach Soccer dia nibata fandresena 4-3 ihany koa nanoloana an’i Côte d’Ivoire omaly alahady 9 desambra 2018 ao amin’ity vondrona A ity. Anio alatsinainy 10 desambra amin’ny 14 :15 any Egypte dia hifanandrina i Madagasikara sy Egypte mpampiantrano.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT