- Sabotsy 15 Desambra 2018
Sport.Lalao Afrikanina 2018 Anio alina ny lalaon’ny Kaizer Chief sy ny Elgeco Plus
Hotanterahina anio sabotsy 15 desambra 2018 manomboka amin’ny 21:15 ora Malagasy ,
Hamaky ny tohinyHotanterahina anio sabotsy 15 desambra 2018 manomboka amin’ny 21:15 ora Malagasy ,
Hamaky ny tohinyEtsy amin’ny American center Tanjombato izany no fotoana ny 15 sy 16 desambra izao ao anatin’ilay fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina na irony antsoina hoe e-sport irony izay nampitondraina ny lohateny hoe Video games showdowns.
Hamaky ny tohinyAfa-bela tamin’ny Premium Cobras Seychelles tamin’ny talata teo ny Cospn Madagasikara rehefa nandresy azy ireo tamin’ny 86-70 teo amin’ny lalao miverin’ny fifaninanana CCOI Basket 2018 notontosaina tany Seychelles.
Hamaky ny tohinyNifarana teo amin’ny lalaom-bondrona ny dian’ny Barea Soccer eo amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2018 amin’ity taranja ity.
Hamaky ny tohinyEtsy amin’ny American center Tanjombato izany no fotoana ny 15 sy 16 desambra izao ao anatin’ilay fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina na irony antsoina hoe e-sport irony izay nampitondraina ny lohateny hoe Video games showdowns.
Hamaky ny tohinyFantatra tamin’ny fifaninanana nasionaly notontosaina tetsy amin’ny « Petite Salle » ao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny sabotsy 8 sy alahady 9 desambra 2018 teo ireo
Hamaky ny tohiny