- Talata 18 Desambra 2018
Sport.Rababany Christophe Kick Boxing Voaasa teny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina
Na dia mbola amin’ny alalan’irony “Fauteil roulant” irony aza ankehitriny no hivezivezen-dRababay Michel Christophe, ilay kalazan’ny taranja kick boxing Malagasy izay efa nibata ny anaram-boninahitra tompondaka lefitra eran-tany tamin’ny taona 2005 ary efa tompondakan’ny Ranomasimbe Indiana im-betsaka,
Hamaky ny tohiny