• Zoma 18 Janoary 2019
Sport.Ramaroson Jean Michel Tsy nahatratra firotsahana ho kandidan’ny COM

Ny alatsinainy 14 janoary teo vao tafaverina teto an-tanindrazana Atoa Ramaroson Jean Michel filohan’ny Federasion’ny Basikety Baolina Malagasy am-perinasa noho ny iraka nataony tany ivelany ka tsy nahatratra ny fe-potoana farany nametrahana antontan-taratasy firotsahan-kofidiana ho filohan’ny COM

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Sport.Tenisy Tompondakan’i Afrique Australe U 14 sy U 16 Amboara 10 no voandalana azon’ny solontena Malagasy

Nifarana ny talata 15 janoary teo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika tapany atsimo sokajy U 14 lahy sy vavy sy U 16 lahy sy vavy notontosaina tany Wondhoek any Namibie nanomboka ny 7 janoary 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Janoary 2019
Sport.Baolina kitra Analamanga Ligue 1 Lavon’ny Elgeco Plus teo an-kianjany ny Uscafoot

Tontosa ny alahady 13 janoary 2019 teo tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny andro faha-2 tsy vita tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga ligue 1 eo amin’ny taranja baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Janoary 2019
Sport.Basket Afroleague 2019 Iray vondrona amin’ireo kalaza ny Cospn Madagasikara

Vita tany Abidjan Côte d’Ivoire tamin’ny sabotsy 12 janoary takariva teo ny antsapaka amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika eo amin’ny ekipa tompondaka isaky ny Zône na ny Afroleague 2019 eo amin’ny taranja basket izay nantsoina hatrizay hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Janoary 2019
Sport.Ligin’ny baolina kitra Atsimo Andrefana Resin’ny Import Sport 3-2M ny 3Fb Toliara

Tontosa ny alahady 13 janoary tao amin’ny kianjan’Andaboly Toliara ny andro faha-3 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitran’Atsimo Andrefana 2018/2019 sokajy D–1.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Sport.« Basket Tournoi U 10 sy Super-Vétérans » Analamanga Mahavelombolo ireo taninketsan’ity taranja ity

Mahavelombolo raha ny zava-nisy hita teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano omaly alahady 13 janoary 2019 no asian-teny mikasika ny hoavin’ny taranja basikety baolina.

Hamaky ny tohiny
FTT