- Alatsinainy 14 Janoary 2019
Sport.Ligin’ny baolina kitra any V7V - seksiona Manakara Nanomboka ny sabotsy teo fiadiana ny ho tompondaka
Hanomboka amin’ny zoma 15 febroary 2019 ka hifarana amin’ny alarobia 27 febroary 2019 ny fifaninanana baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’ny ligy rejionalin’i V7V handraisan’ny seksiona 4 anjara dia Antsevolo,Vohipeno, Fanadiana ary Manakara.
Hamaky ny tohiny