• Zoma 11 Janoary 2019
Sport.Tenisy Tompondakan’i « AFRIQUE AUSTRALE U14 –U16 » Raharahan’ny samy Malagasy ny famaranana U 14 zazavavy

Raharahan’ny mpilalao Malagasy 100% hikatrohan’i Randy Rakotoarilala sy Miotisoa Rasendra ny famaranana eo amin’ny sokajy U 14 zazavavy eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i “Afrique Australe” tontosaina ao amin’ny “Central tennis club de Windhoek”any Namibie.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Sport.Tsipy kanetibe an’olon-droa miaraka Hisy fifaninanana anio ho fananomanana ny « Championnat 2019 »

Ho fanomanana ny fiatrehana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 eo amin’ny taranja Tsipy kanetibe sokajy “Double Mixte”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Sport.Baolina kitra Analamanga Ligue 1 Miditra an-tsehatra amin’izay ny Elgeco Plus

Hanatontosa an’ireo lalao tsy vita tamin’ny andro voalohany sy faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligue 1 ao aminy anio alakamisy 10 janoary sy amin’ny alahady 13 janoary 2019 ny ligin’ny baolina kitra eto Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Sport.Ballon d’Or Africain Lasan’i Mohamed Salah indray

Lasan’ilay kintan’ny baolina kitra Ejypsiana Mohamed Salah milalao ao amin’ny ekipa Anglisy Liverpool fanindroany ny amboara “Ballon d’Or Africain 2017”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Sport.CAN 2019 Any Egypte no hotanterahina

Notinapaky ny Komity Mpanatanteraky ny CAF « Confédération Africaine de Football » notarihan’ny filohany, Atoa Ahmad, nivory tany Dakar Sénégal omaly talata 08 janoary 2019 fa any Egypte no hatao ny fifaninanana CAN 2019 (15 jona-13 jolay).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Sport.« Basket Tournoi U 10 sy Super-Vétérans » Analamanga Eny Ankorondrano indray no fotoana amin’ny sabotsy sy alahady

Hitohy amin’ny sabotsy 12 sy alahady 13 janoary izao eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny fifaninanana rezionaly Analamanga “Tournoi U 10 sy Super-Vétérans 2018”. Ny sabotsy 12 dia fifaninanana U 10 sy ankatoky ny famaranana veteran no hatrehana.

Hamaky ny tohiny
FTT