Sport

Ligin’ny Volley Analamanga Hotanterahina amin’ny sabotsy izao ny fivoriambe


  • Talata 19 Febroary 2019

Araka ny fantatra dia hotanterahina etsy amin’ny LTC Ampefiloha amin’ny sabotsy 23 febroary maraina izao ny fivoriamben’ny ligin’ny taranja volley-ball eto Analamanga hifidianana an’ireo mpikambana vaovao hitantana mandritra ny 4 taona ho avy.

 

 

 Raha ny nambaran’ny filoha am-perinasany Rasamison Hajanirina, dia tsy ho kandidà izy rehefa nahavita fe-potoana olimpika iray teo amin’ny fitantanana sy rehefa nahavitra fe-potoana olimpika 2 naha filoha lefitra azy tao amin’io ligy io. Aleo mba hotohizan’ny hafa indray,  hoy izy, ny fitantanana hanatsara bebe kokoa azy fa toerana hifandimbiasana ny eto.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT