- Alarobia 23 Janoary 2019
Sport.Fitantanana ny Barean’i Madagasikara Maniry ny hanaovana soniam-pifanarahana i Nicolas Dupuis
Na dia eo aza ny fanendrena azy ho « Coach » ny ekipan’ny FC Fleury, Diviziona Nasionaly faha-2 any Frantsa, dia nanambara ny mpanazatra Nicolas Dupuis fa mijanona ho laharam-pahamehana ho azy ny fikarakarana sy fijerena manokana ny Barea Malagasy.
Hamaky ny tohiny