- Sabotsy 26 Janoary 2019
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy Tahina Razafinjoelina Faniriako ny hiroboroboan’ny fanatanjahantena Malagasy
Hiverina indray manomboka izao ny pejy manokana ato amin’ny gazetintsika hitaterana an’ireo kintan’ny fanatanjahantena Malagasy rehefa somary niato kely nanomboka tamin’ny fiatrehana ny Mondial baolina kitra tamin’ny taon-dasa 2018 tany Rosia
Hamaky ny tohiny