• Talata 07 Mey 2019
Sport.Basikety Tompondaka nasionaly N 1 B vehivavy sy U 20 G Maresaka any Fenoarivo Atsinanana

Miditra amin’ny andro faha-4 anio talata 07 mey ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja basikety sokajy N1 B vehivavy sy U 20

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Sport.CT Motors Namoaka ny Cross-Car RZR XP TURBO S

Tsy mitsahatra mamoaka zava-baovao hatrany ny orinasa Polaris CT Motors isan-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Sport.Ampahefa-dalan’ny “Telma Coupe de Madagascar” Tafita ny Uscafoot, Fosa Juniors, Ajesaia, Cnaps Sport

Ny Uscafoot Analamanga sy Fosa Juniors Boeny an-daniny ary ny Ajesaia Bongolava sy Cnaps Sport Itasy an-kilany no tafita hiatrika ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Sport.Tsipy kanetibe – Tournoi Mandrato 1 Lasan’i Lala sy Haja ny amboara sy ny 200.000Ariary

Olon-droa miaraka niisa 31 no nandray anjara tamin’ny fifaninanana tsipy kanetibe “Tournoi Mandrato” andiany voalohany nokarakarain’ny “Association Mandrato” tarihan’ny filohany, Razafimandrato Hanitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Sport.Fiadiana ny amboara Asief Analamanga 2019 Nanomboka ny sabotsy teo ny fifaninanana basikety

Hiditra eo amin’ny dingan’ny ampahefa-dalana sahady ny lalao Asief taranja volley-ball, fiadiana ny amboaran’Analamanga 2019 amin’ny faran’ny herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Sport.Fividianana mpilalao kalaza Handany 515 tapitrisa Euros ny Real de Madrid

Ao anatin’ny famerenana ny herin’ny Klioba Espaniola Real de Madrid ny mpanazatra Zinedine Zidane ankehitriny, ary manomboka miarin-doha. Raraka teo amin’ny ampahavalon-dalana teo amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT