• Alakamisy 09 Mey 2019
Sport.Baolina kitra vehivavy Nahazoam-bokatra ny andro faha-2

Nahazoam-bokatra indray ny andro faha-2 amin’ny fifaninanana DEFF 3 2018 “dingana faha-3 amin’ny Diviziona Elite vehivavy”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Sport.Volley-ball ligin’Analamanga Miditra amin’ny andro faha-4 amin’ity herinandro ity

Miditra amin’ny andro faha-4 amin’ity faran’ny herinandro ity ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga 2019 eo amin’ny taranja volley-ball.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Sport.Lionel Messi Nilaozan’ny « Bus » mpitondra ny Barça

Rehefa tsy mety izay tokoa ny atao dia tsy mety.Sady efa resin’i Liverpool 4-0 ny FC Barcelone ny alarobia alina teo no mbola adinon’ny “Bus”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Sport.Ligue des Champions Adin’ny samy Anglisy ny famaranana

Nampangitakitaka ! Izay no mahafintina ny lalao nifandonan’ny ekipan’ny Ajax sy Tottenham miverina manasa-dalana faharoan’ny ligue des champions halina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Sport.Moto Scooter Red Dog Fantatra ireo tompondakan’i Madagasikara dingana faharoa

Tontosa teny amin’ny “Circuits Srk Imerintsiatosika” tamin’ny alahady 05 mey lasa teo ny fifaninanana “Moto Scooter”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2019
Sport.Beryl Razafindrainony voasazy mandra-pahafaty Tsy mbola naharay taratasy manameloka azy izany

Tsy menatra sady tsy malahelo amin’ny fanamelohana tsy mitombina atao amiko aho dia ny hoe voasazy mandra-pahafaty tsy hikitikitika lalao tsipy kanetibe intsony,

Hamaky ny tohiny
FTT