Sport

Thb Champions League Malagasy Nomontsanin’ny Fosa Juniors Boeny 4-1 ny Ajesaia Bongolava


  • Alakamisy 23 Mey 2019

Tontosa omaly alarobia 22 mey, tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina sy tany amin’ny kianja Andaboly Toliara ary tany amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga,

 

 

 ny  tapany voalohany amin’ny andro faha-5 eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019  taranja  baolina kitra D-1 dingana faharoa. Raha voatanan’ny As Jet Mada Itasy ady sahala omaly ny CNaPS Sport ary lavo an-taniny kosa ny 3Fb Toliara dia nomontsanin’ny Fosa Juniors tamin’ny isa mavesatra kosa ny Ajesaia Bongolava.

Ny voka-dalao :

As Jet  Mada 1 – 1 Cnaps Sport ; 3Fb  0 – 1 Zanak’ala Fc ; Fosa Juniors 4  - 1 Ajesaia.

Filaharana  vonjimaika taorian’ireo lalao  vita omaly :

1° - Fosa Juniors Boeny isa 11

2°- Cnaps Sport Itasy isa 8 (+5)

3° - As Adema Analamanga isa 8 (+2)

4°-  Zanak’ala Fc Matsiatra Ambony isa 7

5°- 3Fb Atsimo Andrefana isa 6

6°- As Jet Mada Itasy isa 4

7°- Ajesaia Bongolava isa 3

8° Fca Ilakaka Ihorombe isa 2

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT