- Alatsinainy 06 Mey 2019
Sport.Nicholas Dupuis sy ny Barea Tsy hiantso mpilalao hafa intsony
Hentitra ny fanapahan-kevitry ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra, Nicholas Dupuis, raha naneho hevitra momba ny fifantenana ireo mpilalao handrafitra farany ny Barean’I Madagasikara ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny