- Alarobia 08 Mey 2019
Sport.Moto Scooter Red Dog Fantatra ireo tompondakan’i Madagasikara dingana faharoa
Tontosa teny amin’ny “Circuits Srk Imerintsiatosika” tamin’ny alahady 05 mey lasa teo ny fifaninanana “Moto Scooter”
Hamaky ny tohinyTontosa teny amin’ny “Circuits Srk Imerintsiatosika” tamin’ny alahady 05 mey lasa teo ny fifaninanana “Moto Scooter”
Hamaky ny tohinyNosaloran’ny filoha Amerikanina Donald Trump ny “Médaille de la liberté » tao amin’ny Maison Blanche i Tiger Woods mpiangaly ny taranja « golf »,
Hamaky ny tohinyBoribory marina ny baolina ary tena avo lenta ny endri-dalaon’ny ligue des champions. Samy nahafaty baolina roa be izao i Divock Origi (7’sy 79’’) sy Georginio Wijnaldum(54’ sy 56’)
Hamaky ny tohinyHentitra ny fanapahan-kevitry ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra, Nicolas Dupuis, raha naneho hevitra momba ny fifantenana ireo mpilalao handrafitra farany ny Barean’i Madagasikara ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ofisialy tamin’ny 4 mey 2019 teo ny amin’ny hiverenany hilalao indray eo anivon’ny Barea de Madagascar i Dax “Andrianarimanana Andriamirado Arohasina” mpilalao fahiny tao
Hamaky ny tohinyNy filoha lefitry ny Comité de normalisation Fmf Malagasy, Benony Jacques, no nanokatra ofisialy ny fifaninanana baolina kitra vehivavy “Division Elite”
Hamaky ny tohiny