• Alatsinainy 20 Mey 2019
Sport.Solontenan’ny FIFA Nankasitraka ny « Comité de normalisation FMF »

Nandalo teto amintsika tamin’ny faran’ny herinandro teo ny solontena 2 avy amin’ny FIFA, Atoa Alexandre Gros sy Rtoa Sarah Solemane, nalefa hanara-maso ny fanomanana ny fifidianana izay ho filohan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Sport.Andriamahitsinoro Carolus Mpampidi-baolina be indrindra any Arabie Saoudite D-2

Tapitra tamin’ny alarobia 15 mey 2019 alina teo ny fifaninanana baolina kitra sokajy diviziona faharoa any Arabie Saoudite na ny « Prince Mohammed League » izay hilalaovan’ilay lohalaharana Malagasy " Carolus ".

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Sport.Fiverenan’i Dax ao amin’ny Barea Naneho ny hafaliany ny mpanazatra Dupuis

Ny 10 jona izao no hampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ireo 23 mirahalahy handrafitra farany ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barea ho any Egypta hiatrika ny CAN 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Sport.Baolina kitra vehivavy DEFF3 Ny andro faha-6 rahampitso no hamaritra izay ho tompondaka

Ny andro faha-6 farany hotontosaina eny amin’ny kianjan’i Carion rahampitso sabotsy 18 mey 2019 no hamaritra sy hahafantarana izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2019
Sport.Baolina kitra – Comité de Normalisation Nohalavain’ny FIFA ny fotoam-piasany

Mbola hanohy ny asan’izy ireo Rtoa Atallah Beatrice sy ny ekipany satria hohalavaina hatramin'ny septambra izao ny fotoam-piasan'ny komity vonjimaika natsangana hitantana ny federasiona malagasin'ny baolina kitra (Comité de normalisation).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2019
Sport.Ligin’ny Rugby Vakinankaratra Voahosotra ho tompondaka rejionaly ny fileovana 3FAI

Nifarana tamin’ny alahady 12 mey teo rehefa naharitra efa-bolana (janoary-mey 2019) ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny Rugby ao Vakinankaratra izay nandraisana fileovana 11 anjara.

Hamaky ny tohiny
FTT