Sport

Basikety N1A lahy sy vavy Lalao 15 no atrehana anio


  • Talata 21 Mey 2019

Miditra amin’ny andro faha-4 anio talata 21 mey ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara sokajy N1 A lehilahy sy vehivavy izay tontosaina any amin’ny kianja mitafo sy ao amin’ny kianja “Annexe Secren” Antsiranana nanomboka tamin’ny sabotsy 18 mey teo.

 

 

 

 

Fandaharan-dalao anio : Kianja mitafon’Antsiranana : 08:00-Asa A/Manga # Sbbc Boeny (V) ;  09:45-Mb2All A/Manga  # Ecbba A/Manga (L) ; 11:30-2Bc Vaknà # Cosfa A/Manga (L) ; 13h15-Cospn A/Manga # As Fanalamanga A/Mangoro (L) ; 15:00-Cnaps Itasy # Cnbc Vaknà (L) ;  16:45-Jea Vaknà # Ankaratra Vaknà (V) ;   18:30-Sebam Boeny # Ascb Boeny (L) ;  20:15-Ascut A/nanana # Cosmos Diana (L).

Kianja “annexe Secren”  : 09:00-Abbs A: jirofo # Bc Est A/ Andrefana.

Voka-dalao andro faha-3 omaly alatsinainy 20 mey 2019 : (V) : Ankaratra Vakinankaratra # ASA Analamanga (68-55) :  (L)-Cnaps Itasy # As Fanalamanga Alaotra Mangoro (69-64)   ; (V)-Ascut Atsinanana # Jea Vakinankaratra (44-97) ;  (L)-Ascut Atsinanana # COSFA Analamanga (81-65) ; (L)-2bc Vakinankaratra # Ecbb Analamanga (82-74) ;  (V)-Bc Est Atsimo Andrefana # MB2ALL Analamanga (31-100).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT