Sport

Kianjan’ny 3Fa Antanandrano Hisy lalao rahampitso alakamisy


  • Alarobia 29 Mey 2019

Amin’ny maha andro tsy fiasana ny rahampitso alakamisy 30 mey 2019, izay hankalazan’ny mpino Kristianina ny andro fiakarana, dia hisy lalao hotanterahina eny amin’ny kianjan’ny 3Fa Antanandrano

 

 

dia ny andro faha-6  amin’ny fifaninanana "Foot à 07 sy Foot à 09" andiany faha-XXII  karakarain’ny ASSCA « Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano » tarihan-dRakotonirina Harison  Philibert.  Hanomboka amin’ny 9 ora maraina mandra-pahariva ny andro ireo fifaninanana amin’izany ka hoan’ny Sokajy véteran dia lalao 5 no hotanterahina. Ho an’ny Sokajy senior hisy lalao 6, Sokajy U17 lalao 2, Sokajy U 15 lalao 4, Sokajy U 13 lalao 3,  Sokajy U 10 taona  lalao 2 ary Sokajy Vehivavy lalao 4.

Ny  andro  fahafito amin’ity fifaninanan ity kosa dia hotanterahina  amin'ny  alahady 02 jona 2019 ho avy izao eny Antanandrano ihany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT