- Zoma 17 Mey 2019
Sport.Fiverenan’i Dax ao amin’ny Barea Naneho ny hafaliany ny mpanazatra Dupuis
Ny 10 jona izao no hampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ireo 23 mirahalahy handrafitra farany ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barea ho any Egypta hiatrika ny CAN 2019.
Hamaky ny tohiny