• Alatsinainy 13 Mey 2019
Sport.Thb Champions League Nandresy fanindroany ny 3Fb Toliara

Taorian’ny nandreseny ny CNaPS Sport Itasy tany Andaboly Toliara tamin’ny andro faha-3 eo amin’ny dingana faha-2 amin’ny « Thb Champions League Malagasy 2019 »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Sport.Kitra vehivavy nasionaly teny Carion Mbola mitarika vonjimaika ny Ac Sab Nam

Nahazoam-bokatra indray ny fifaninanana baolina kitra vehivavy Malagasy fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2018 « DEFF 3 2018 » andro faha-4 notontosaina teny amin’ny kianjan’ i Carion tamin’ny alahady 12 mey 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Sport.Barea-Fahasalaman’i Ibrahim Amada Tsy misy atahorana fa mila tandremana

Tsy misy atahorana fa mila tandremana na izany aza ny fahasalaman’ilay irakiraka afovoany sady vodilaharan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Sport.Basikety ampahefa-dalan’ny N1 B vehivavy sy U 20G Hotontosaina anio zoma any Fenoarivo-Atsinanana

Hotontosaina anio zoma 10 mey 2019 ao amin’ny kianja Drjs Fenoarivo Atsinanana ireo lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 taranja basikety baolina sokajy N1B veihivavy sy U 20 zatovolahy :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Sport.Volley-ball ligin’Analamanga Miditra amin’ny andro faha-4 amin’ity herinandro ity

Miditra amin’ny andro faha-4 amin’ity faran’ny herinandro ity ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga 2019 eo amin’ny taranja volley-ball.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Sport.SMATCH –IN XXL andiany fahavalo Hotanterahina manomboka anio etsy Mahamasina

Hotontosaina manomboka anio etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, haharitra valo andro ilay hetsika ara-panatanjahantena , “Smatch-In XXL”, andiany fahavalo, tohanan’ny orinasa Star, amin’ny alalan’ny zava-pisotro XXL.

Hamaky ny tohiny
FTT