Sport

Tenisy Circuit Africain U 14 tany Nairobi Kenya Namiratra i Randy Rakotoarilala sy Mahefa Rakotomalala


  • Alarobia 29 Mey 2019

Mpilalao Malagasy roa dia i Randy Rakotoarilala sy Mahefa Rakotomalala no namiratra raha niatrika ny lalao famaranan’ny

 

 

 

fifaninanana tenisy “Circuit africain U14 grade 1 étape 1” notontosaina tany Nairobi Kenya  omaly talata 28 mey 2019.

Famaranana olon-tokana zazavavy  :

Randy Rakotoarilala (Madagascar) nandresy an’i Nicole Matukutire (Zimbabwe) 6/1 7/6(1)

Famaranana olon-droa zazalahy :
Mahefa Rakotomalala (Madagascar) sy Bénédict Badza (Zimbabwe) nandresy an-dry Tommy Thompson sy Takura Muhwandagara (Zimbabwe) 3/6 6/2 10/5

Famaranana olon-droa zazavavy :

Randy Rakotoarilala (Madagasikara) sy Nicole Matukutire (Zimbabwe) resin-dry Tofee Ghorab sy Mariem Ibrahim Khaled (Égypte) 5/7 3/6

Marihina fa mpilalao U 14 Malagasy 8 mianadahy notarihan’ny Dtn- Coach  an’ny taranja tenisy Malagasy, Dina Razafimahatratra no niatrika an’ity fifaninanana ity tany Nairobi Kenya nanomboka tamin’ny sabotsy 25 mey lasa teo.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT