Sport

Basket N1 A 2019 - dingana 1 Tompondaka ny Mb2All Analamanga sy Gnbc Vaknà


  • Talata 28 Mey 2019

Nifarana tamin’ny zoma 24 mey lasa teo ny lalao basikety fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 dingana 1 sokajy N1 A lehilahy sy N1 A vehivavy.

 

 

 Nandrombaka an’ity dingana voalohany ity ny Mb2All Analamanga teo amin’ny N1A vehivavy ary ny Gnbc Vakinankaratra teo amin’ny sokajy lehilahy.

Vokatra azo tamin’ny ankapobeny :

 

Fiadiana ny laharana faha-3  Vehivavy :  Jea Vaknà  71 -   59 Ankaratra Vaknà

Fiadiana ny laharana faha-3 lehilahy :  Mb2All A/Manga 59 – 50 Cosmos Diana

Lalao Famaranana  Vehivavy : Mb2All A/Manga 53 – 50 Sbbc Boeny

Lalao Famaranana Lehilahy : Gnbc Vaknà 80 – 65 Cospn A/Manga

Maihana fa lohalaharana hatrany tamin’ny fanolorana fanomezana an’ireo nahery tamin’ity fifaninanana ity ny Telma .Fa vao nifarana ity fifaninanana ity dia efa manangasanga any sahady ny fifaninanam-pirenena fiadiana ny ho tompondaka nasionaly  N1B lehilahy izay fantatra fa ho tontosaina any Tsiroanomandidy ny 01-09 jona 2019 ho avy izao .

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT