Sport

“Champions League” any Eoropa Norombahin’i Liverpool ny amboara 2018-2019


  • Alatsinainy 03 Jona 2019

14 taona aty aorian’ny nandrombahany ny anaram-boninahitra farany dia voahosotra ho tompon’ny amboaran’ny “Champions League any Eoropa” indray ny ekipan’i Liverpool avy any Angletera.

 

 

 

 Fisalorana fanin’enina an’ity  anaram-boninahitra Eoropeanina ity io azony tamin’ny sabotsy 01 jona 2019 io, tao amin’ny kianja “Wanda Metropolitano de Madrid” any Espaina,  rehefa nandresy 2-0 ny  ekipan’i Tottenham avy any Angletera koa izy. Ny nahafatesan’i  Mohamed Salah ny penality azon’i Liverpool vao teo amin’ny 2 minitra nilalaovana monja sy ny fahombiazan’ilay mpiandry harato Brezilianina  no  azo ambara fa tena fototry ny fahombiazan’i Liverpool ary mbola nampian’i Divock Origi baolina iray indray io 3 minitra tsy hiravan’ny lalao. Marihina fa andiany faha-64 amin’ny fiadiana ny amboaran’i Eoropa eo amin’ny ekipa tompondaka ity  “Champion’s League 2018-2019  azon’i Liverpool ity.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT