- Alatsinainy 20 Mey 2019
Sport.Basikety “Smatch-in” andiany fahavalo Tompondaka ny DEGS sy ny ENS
Nafana ny lalao famaranana sokajy lehilahy, teo amin'ny DEGS sy SMIA.
Hamaky ny tohinyNafana ny lalao famaranana sokajy lehilahy, teo amin'ny DEGS sy SMIA.
Hamaky ny tohinyNy ekipan’ny Fosa Juniors Boeny sy ny Cnaps Sport Itasy no tafavoaka ho mpandresy tamin’ny manasa-dalan’ny fifaninanana baolina kitra “Telma Coupe de Madagascar 2019” ka hihaona amin’ny lalao famaranana hotanterahina amin’ny 01 na 02 jona 2019 any amin’ny toerana mbola hofaritana.
Hamaky ny tohinyNangotraka ny hazakazaka fiarakodia “Rallye Motul” andiany faharoa notanterahina teny Anjeva-Masindray, nitohy tany Talatan’i Moronkay-Imerikanjaka-Ambohitrandriamanitra ny faran’ny herinandro teo,
Hamaky ny tohinyNifarana tamin’ny sabotsy 18 mey 2019 teo teny amin’ny kianjan’i Carion ny tamin’ny alalan’ny fanatontosan’ny andro faha-7 ny andiany faha-3 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny
Hamaky ny tohinyNandalo teto amintsika tamin’ny faran’ny herinandro teo ny solontena 2 avy amin’ny FIFA, Atoa Alexandre Gros sy Rtoa Sarah Solemane, nalefa hanara-maso ny fanomanana ny fifidianana izay ho filohan’ny
Hamaky ny tohinyTapitra tamin’ny alarobia 15 mey 2019 alina teo ny fifaninanana baolina kitra sokajy diviziona faharoa any Arabie Saoudite na ny « Prince Mohammed League » izay hilalaovan’ilay lohalaharana Malagasy " Carolus ".
Hamaky ny tohiny