• Alarobia 22 Mey 2019
Sport.CAN EGYPTE 2019 Nivoaka ny Mascotte « Sary famantarana »

Iray volana katroka aty alohan’ny hanombohan’ny andiany faha-32 amin’ny fifaninanana baolina kitra Afrikanina CAN 2019 hotontosaina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2019
Sport.Mpanazatra mpanampy ao amin’ny Barea Miteraka adihevitra be

Nigadona omaly teto Madagasikara ny mpanazatra voalohany ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barean’i Madagasikara, Nicolas Dupuis.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Sport.Solontenan’ny FIFA Nankasitraka ny « Comité de normalisation FMF »

Solontena 2 avy amin’ny FIFA nalefa hanara-maso ny fanomanana ny fifidianana izay ho filohan’ny Fmf vaovao sy ny fivoaran’ny fitantanana ny baolina kitra Malagasy amin’ny ankapobeny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Sport.Basikety N1A lahy sy vavy Lalao 15 no atrehana anio

Miditra amin’ny andro faha-4 anio talata 21 mey ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara sokajy N1 A lehilahy sy vehivavy izay tontosaina any amin’ny kianja mitafo sy ao amin’ny kianja “Annexe Secren” Antsiranana nanomboka tamin’ny sabotsy 18 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Sport.Thb Champions League Malagasy Naroso ny fanatanterahana ny andro faha-5

Noho ilay taratasy laharana 036-19/MJS/SG/DGS avy amin’ny Tale Jeneralin’ny Spaoro Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Sport.Foara Kanton’i Gasikara andiany voalohany Hanomboka rahampitso etsy Antaninarenina

Hanandratana ny vita Malagasy dia hotanterahina etsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina mandritra ny 5 andro (21-25 mey 2019) ny varotra fampirantiana Kanton’i Gasikara andiany voalohany karakarain’ny Chez’Elles Madagascar tarihan’ny filohany, Ratrimoson Mihanta Stéphanie,

Hamaky ny tohiny
FTT