• Zoma 24 Mey 2019
Sport.Fiatrehana ny CAN 2019 Maro mpanohana ny BAREA

Naneho ny heviny tetsy Antaninarenina amin’ny fahavononan’izy ireo hanohana ny Barean’i Madagasikara amin’ny fiatrehana ny CAN 2019 any Egypte ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2019
Sport.Nicolas Dupuis tetsy Mahamasina 10 andro mialoha ny CAN no hivoaka ny lisitr’ireo mpilalao 23

Tsapako ny firaiketany amin’ny kliobany ka nisafidianan’i Baggio ny tsy handeha ho any Frantsa hiatrika ny fampivondronana ny Barea hanomana ny CAN 2019, hoy ny mpanazatra nasionalin’ny Barea, Nicolas Dupuis tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Sport.Vahiny Karate-do Tiorka Nihaona tamin’ireo mpikatroka Malagasy

Fitsidihana ara-pomba fifanajana teny anivon’ny minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena teny Andohan’Analakely no natrehan’ireo vahiny mpanao karate Tiorka notarihan’Atoa Esat Delihasan ny marainan’ny omaly alarobia 22 mey 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Sport.Basikety N1 A any Antsiranana Andro faha-6 faran’ny fifanintsanana anio

Miditra amin’ny andro faha-6 farany anio alakamisy 23 mey 2019 ny fifaninanam-pirenena fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara sokajy N1 A lehilahy sy vehivavy tontosaina any Antsiranana. Kianja mitafon’Antsiranana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Sport.Thb Champions League Malagasy Nomontsanin’ny Fosa Juniors Boeny 4-1 ny Ajesaia Bongolava

Tontosa omaly alarobia 22 mey, tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina sy tany amin’ny kianja Andaboly Toliara ary tany amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2019
Sport.Karate-Do Tonga eto Madagasikara omaly ny delagasiona Tiorka

Nigadona teto Madagasikara omaly talata 21 mey 2019 ny delegasion’ny taranja karate avy any Tiorka tarihan’ny filohan’ny “Fédération Turque de karaté,

Hamaky ny tohiny
FTT