- Alatsinainy 17 Jona 2019
Sport.Fampitana mivantana ny CAN 2019 TVM sy RNM ihany, voarara ny eny an-kalamanjana
Ny TVM sy ny RNM irery ihany no nahazo ny alalana avy amin'ny CAF amin'ny fampitana mivantana ny lalao amin'ny CAN 2019 eto Madagasikara, hoy ny Tale jeneralin’ny ORTM Belalahy Jean Yves.
Hamaky ny tohiny