Sport

Barean’i Madagasikara any amin’ny CAN 2019 Ambasadaoron’ny ankizy hiharan’ny herisetra maneran-tany


  • Zoma 14 Jona 2019

Tamin’ny fandalovany teto Madagasikara farany teo nialoha ny nandehanany nankany Maroc nanohy ny fanazaran-tenany dia nandalo teny amin’ny BMH (Bureau Municipal d’Hygiène)

 

 

 

 d’Antananarivo tetsy Isotry ny mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara notarihan’ny kapiteniny, Faneva Ima  sy ny mpanazatrany, Nicolas Dupuis, notronin’ny Telma nitsidika sy nitafatafa tamin’ireo ankizy iharan’ny herisetra samihafa mitoby ao. Nanambara izy ireo fa vonona ny ho ambasadaoron’ny ankizy hiaro ny zony sy hanohitra ny herisetra ara-batana sy ara-moraly mihatra amin’izy ireo sy hanohitra ihany  koa ny fanambadiana aloha loatra eo amin’ny ankizy Malagasy. Andao isika  hiaraka hiady hanome fanabeazana  avo lenta ho an’ny ankizy rehetra, hoy  kosa ny solontena maharitry ny Unicef eto Madagasikara, Michel Saint-Lot. Ianareo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara rehefa miakatra ny kianja any Egypte any dia aoka hieritreritra ho ambasadaoron’ny ankizy iharan’ny herisetra rehetra maneran-tany fa tsy ny ankizy malagasy irery ihany.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT