• Alatsinainy 03 Jona 2019
Sport.Hand-ball Fifanintsanana « IHF TROPHY » Nampiarahana amin’ny “Zône 6” i Madagasikara sy Seychelles

Satria tsy mandray anjara i Comores sy Maurice izay “forfait” ao anatin’ny “Zône 7” aty Afrika eo amin’ny taranja Hand-ball izay misy an’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Sport.Atletisma Malagasy Nahazo fankatoavana tamin’ny AGO

Tontosa teny amin’ny INFRA Alarobia tamin’ny sabotsy 01 jona 2019 teo ny AGO “Fivoriambe ara-potoana” 2019 an’ny FMA

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Sport.Basikety Tompondaka N1 B lehilahy Anio no hanatanterahana ny dinika teknika

Anio zoma 31 mey 2019 takariva no hanatanterahana, ao amin’ny hôtel Manimbolo Tsiroanomandidy, ny dinika teknika amin’ny fanatontosana ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Sport.Atletisma Tompondakan’i Madagasikara 2019 Hifarana anio zoma ny an’ny sokajy « Toutes Catégories »

Atleta miisa 266 ao amin’ny klioba 37 avy amin’ny Faritra 12 dia i Atsinanana, Analamanga, Atsimo Andrefana, Alaotra Mangoro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Sport.Tenisy Circuit Africain U 14 tany Nairobi Kenya Namiratra i Randy Rakotoarilala sy Mahefa Rakotomalala

Mpilalao Malagasy roa dia i Randy Rakotoarilala sy Mahefa Rakotomalala no namiratra raha niatrika ny lalao famaranan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Sport.Federasiona Malagasin’ny Atletisma Hanatanteraka Fivoriambe amin’ny sabotsy izao

Hanatanteraka AGO “Fivoriambe ara-potoana” fanaony isan-taona eto Antananarivo amin’ny sabotsy 01jona 2019 izao ny Federasiona Malagasin’ny taranja Atletisma.

Hamaky ny tohiny
FTT