Sport

Copa America Vao manomboka dia resy sahady ry Messi


  • Alatsinainy 17 Jona 2019

Nanomboka ny sabotsy 15 jona teo ka hifarana ny alahady 07 jolay 2019 ny Copa America 2019 atao any Brezila.

 

Voalohany  nandritra ny  40 taona izay no resy teo amin’ny nanombohany ny fifaninanana Copa America i Argentine tarihan’i Lionel Messi. Resin’i Colombie 2-0 ry zareo tamin’ny sabotsy alina teo. Baolina matin’i Roger Martinez (71e) sy Duvan Zapata (86e) no niantoka ny fandresen’ny Kolombianina. Amin’ny alarobia 19 jona no hiatrika ny andro faha-2 ry zareo ao amin’ny vondrona B : Colombie # Qatar any Sao Paulo ary Argentine # Paraguay any Belo Horizonte.

 

Vokatra andro voalohany hafa 15 jona sy 16 jona : Brésil 3 – 0 Bolivie (A)  ; Venezuala  0 - 0  Perou.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT