Sport

Lalao CAN 2019 Hanohana ny ekipam-pirenena Malagasy ny orinasa STAR


  • Zoma 14 Jona 2019

Hotanterahina manomboka ny 21 jona ho avy izao ny lalao fifanintsanana CAN 2019.

 

 

 

 Hanohana akaiky ireo ekipam-pirenena Malagasy ny orinasa Star amin’ny alalan’ny zava-pisotro Coca sy THB. Namoaka  rakitsary ahitana ireo mpilalaon’ny Barea ny zava-pisotro THB  nanomboka ny 01 jona lasa teo. “Sahia isika” no lohateny nampitondrainy izany entina hanomezana hery sy hampirisihina ny Barea hahazoana ny fandresena. Ho an’ny  “Coca Cola” kosa indray dia nosaloran’izy ireo famantarana misy soratra “alefa Madagasikara” koa ny tavoahangin’izy ireo ho fampivondronana ny Malagasy rehetra hiaraka hanohana ny mpilalaontsika. Hisy hatrany ny fanentanana hataon’izy ireo ankoatra ny fampisehoana iarahana amin’ireo mpanakanto fanta-daza toa an’i Tence Mena sy Samoela.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT